Teny iditra (1/2) | 1 miretareta |
Fototeny | 2 retareta |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitaredretra, mitavozavoza |
Ohatra |
5 Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 miretaretà |
Fototeny | 11 retareta |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miretareta [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 miretaretà, miretareta, miteratera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |