Teny iditra | 1 miriadriatra |
Fototeny | 2 riadriatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny miriadriatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |