|
|
|
|

Teny iditra1  miridiridy
Fototeny  2  ridiridy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io
Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra [1.1]
Ohatra  5  Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 midiridiry, 11 miridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12