Teny iditra mirifatra (rifatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mirifatra
nirifatra
hirifatra
mirifata
Ohatra Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38]
Teny nalaina 

2013/05/08