|
|
|
|

Teny iditra1  mirihana
Fototeny  2  rihana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay
5  Misy ngorodona [1.1]
Ohatra  6  Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472]

Fivaditsoratra  7  marihina, mirihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05