Teny iditra mirihana (rihana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay
Misy ngorodona [1.1]
Ohatra Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05