Teny iditra | 1 mirimorimo |
Fototeny | 2 rimorimo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mirimorimo io |
Fivaditsoratra | 10 mirimorimo, miromiromy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |