Teny iditra mirindra (rindra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay
¶ Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale
¶ Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [Rajemisa 1985]
 mifanaraka tsara [SLP 1986]
Fandikana frantsay harmonieux [SLP 1986]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31