Teny iditra | 1 mirindra |
Fototeny | 2 rindra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity 5 [1.13] mifanaraka tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] harmonieux |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mirindra io |
Fivaditsoratra | 9 arindrim, irindram, mandriry, mirindra, rindraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |