Teny iditra miringana (ringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Rava, simba, levona, lany ripaka, tapitra tsy misy intsony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miringana
Ny lasa : niringana
Ny hoavy : hiringana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20