Teny iditra mirintona (rintona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany [1.1]
Ohatra Fantatra koa fa tsy maintsy mirintona izy izay. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirintona
Ny lasa : nirintona
Ny hoavy : hirintona
Filaza mandidy : mirintòna

Teny iditra mirintòna (rintona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirintona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20