|
|
|
|

Teny iditra1  miritirity
Fototeny  2  ritirity
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to trot, to amble, to move the limbs excitedly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide
Ohatra  7  Tsiboboka ri-drano
saho-miritirity
fanao ny ratsy avo vava
[2.131]
8  Papango didimaso
voro-miritirity
tsy mizaha tena
koa manenitra olona
hianao Ramatoa
[2.131]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny miritirity io

Fivaditsoratra  14  miritirity, mitiritiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21