Teny iditra | 1 miritsoka |
Fototeny | 2 ritsoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mibitsika, milaza zavatra mangingina |
Ohatra |
5 Ity rivodrovotra an-tanin' olona mitsoka maraina dia mitambolona Hariva ny andro vao mba miritsoka [Ny Havana] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 miritsoka, misokatry, misokitra, mitsorika, tsimorika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |