Teny iditra | 1 mirivirivy |
Fototeny | 2 rivirivy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza famelezana sesilany, ka tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny toy ny hoe kapoka, tehamaina: Kapoka mirivirivy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 mirivirivy, miviriviry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |