Teny iditra | 1 mirivirivy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 rivirivy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza famelezana sesilany, ka tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny toy ny hoe kapoka, tehamaina: Kapoka mirivirivy |
Fivaditsoratra | 9 mirivirivy, miviriviry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |