|
|
|
|

Teny iditra1  miroa fonenana
Singan-teny  2  miroa, fonenana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  manao trano na fonenana roa ka indraindray mipetraka any amin' ny anankiray, indraindray any amin' ilay iray hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16