|
|
|
|

Teny iditra1  miroa fonenana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao trano na fonenana roa ka indraindray mipetraka any amin' ny anankiray, indraindray any amin' ilay iray hafa
Singan-teny  4  miroa, fonenana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07