Teny iditra miroatra (roatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka ny zohy lava fierena
¶ Mihoa-pefy, mihoatra ny fefiloha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rush upon from ambush [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay déborder, paraître tous à la fois [Hallanger 1974]
Endriteny 
miroatra
niroatra
hiroatra
miroata
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/30