Teny iditra | 1 miroboka |
Fototeny | 2 roboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mitsoboka, mirotsaka anaty rano 5 [1.1] Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao manavy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to go into the water, to ford a stream |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] passer à gué, se mettre à l'eau |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny miroboka io |
Fivaditsoratra | 13 akoromby, miroboka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |