|
|
|
|

Teny iditra1  mirodaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandanilany foana, mitobatoba (mitovy amin' ny mandrodaka ihany)
Fototeny  4  rodaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  adraikom, midaroka, mirodaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21