Teny iditra | 1 mirokondrokoña |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
marokoroko: Tsa mioza tomboke i ko mirokondrokoña dia koa hode-boae ny aze ny tomotse (Tsy manana tongotra izy ka marokoroko toa hodi-boay ny voditongony) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |