Teny iditra miromodromotra (romodromotra (romotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy nifinifiny ohatra ny tsofa na taratasy ratsy farana
Mirintona tezitra ka mampiseho nify [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miromodromotra
Ny lasa : niromodromotra
Ny hoavy : hiromodromotra
Filaza mandidy : miromodromota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20