Teny iditra mirondrona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mihetsiketsika
Ohatra Ny hazo mirondrona aza tanana
ny hazo meloka aza tambinana
ary aza fanambitamby ny ratsy
ray ahavako
fandrao tsy tian'ny soa hojerena
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31