|
|
|
|

Teny iditra1  miropy
Fototeny  2  ropy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitakoko, mipetraka manjokaiky
Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra)
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  miropy, mpiory, poirim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21