Teny iditra miroraka (roraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miketraka, migedragedra, mitambotsotra: Miroraka ny tady. / Miroraka ny kibon' irỳ olona matavy be irỳ
Mitovy hevitra: mirotaka [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
miroraka
niroraka
hiroraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31