|
|
|
|

Teny iditra1  mirotoroto
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  rotoroto
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Dodona, maika rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto rehefa manao zavatra fa mety ho tsy vita tsara na misy hadino

Fivaditsoratra  9  mirotoroto, mitorotoro, rotorotoim, torotoroim

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29