Teny iditra mirozaroza (rozaroza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraviravy misy miromborombo betsaka
Miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, mirozaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirozaroza
Ny lasa : nirozaroza
Ny hoavy : hirozaroza

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05