Teny iditra mirozirozy (rozirozy (rozy))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Vizana, sasatra, valaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy wearied, fatigued [Richardson 1885]
Fandikana frantsay être fatigué [Abinal 1888]
Endriteny 
mirozirozy
nirozirozy
hirozirozy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31