Teny iditra | 1 misafary |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao teny miolakolaka: Misafary lava io Rangahy io rehefa misy fangatahan-dalana ataony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used for mifarifary in Imerina. |
Fototeny | 5 safary |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |