|
|
|
|

Teny iditra1  misafelika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  safelika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano
Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika
Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] used also for mifelika
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny misafelika io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29