Teny iditra | 1 misafotaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy loto mifotetaka: Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin' ny zazakely misafotaka rehefa avy mihinana tavinkena |
Fototeny | 4 safotaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |