Teny iditra (1/2) | 1 misahana |
Fototeny | 2 sahana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#557] Faire face à plusieurs travaux à la fois |
Ohatra |
6 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320#] 7 Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 misahaña |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Tanala]
manohatra, manandrana |
Fivaditsoratra | 16 amisahan, hamisana, hasamany, isahanam, isamahan, mahasina, masahina, misahaña, misahana, namisaha, nasahaim, nihamasa, nisamaha, samahina, simahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |