Teny iditra (1/2) | 1 misaina |
Fototeny | 2 saina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa.. Mandinika, mieritreritra: Revo misaintsaina ny amin' ny fanahy aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to think; to consider, to ponder |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] penser; méditer, considérer |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 misaina |
Fototeny | 13 saina |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 anisiam, asimany, isainam, manisia, misaina, niasiam, simaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |