Teny iditra misaingy (saingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaja, mitandrina, mikajy, mitandro: Olona misaingy ny voninahiny izy ka tsy hahavita izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misaingy
Ny lasa : nisaingy
Ny hoavy : hisaingy
Filaza mandidy : misainge

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20