|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misalaka
Fototeny  2  salaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao salaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to wear a loincloth
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] porter le pagne
Ohatra  7  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  misarandrana

Teny iditra (2/2)13  misalakà
Fototeny  14  salaka
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  alakasim, isalakam, misalaka, misalakà, salakaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08