Teny iditra | 1 misalehotra |
Fototeny | 2 salehotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maimaika foana; sahisahy; miselontselona amin' ny raharahan' ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin' ny zavatra tsy mikasika azy! |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |