Teny iditra | 1 misamboatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
miantsambotra, misavoamboana, mitrifana, mitrotra: Toloñ'aomben-dRoangahy ko ny tsa misamboatra ro haza haza koa (Tolon'ombin-dry Ingahibe ka ny tsy mitroatra no azo azo ihany) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |