Teny iditra | 1 misambo-boa tsy latsaka |
Singan-teny | 2 misambotra, voa, tsy, latsaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] maimaika hahazo zavatra tsy mbola azo antoka na teny enti-milaza fanamelohana ny hafa, na dia tsy mbola voazavany aza izay tiany hambara |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#569] Prendre un fruit avant qu’il tombe; fig. s’empresser avant que rien soit conclu ; accuser quelqu’un ou se fâcher contre lui, avant qu’il se soit expliqué; se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |