|
|
|
|

Teny iditra1  misambo-teny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#570] saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive
Singan-teny  5  misambotra, teny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07