Teny iditra | 1 misambo-teny |
Singan-teny | 2 misambotra, teny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#570] saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |