Teny iditra | 1 misamosy |
Fototeny | 2 samosy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zara raha mandroso, miadampandroso: Misamosy izany fandehan' ny raharahantsika izany |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |