Teny iditra | 1 misanaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misoka-bava mitanatana noho ny fitalanjonana: Nisanàka elabe teo ny adalalahy 4 [1.78] [Bezanozano] [misañaka] mitanatana vava |
Fototeny | 5 sanàka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 isakanam, kamasina, mañakasy, mañasaky, mañisaka, misakàna, misakana, misanaka, namisaka, nasimaka, nisamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |