Teny iditra misandrahaka (sandrahaka (rahaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mirahaka
Fanazavàna teny frantsay Rayonnant. [Voambolana: Fizìka] [1.13]
Ohatra Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misandrahaka
Ny lasa : nisandrahaka
Ny hoavy : hisandrahaka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20