|
|
|
|

Teny iditra1  misangazotse
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] miantsampy, miantoraka, misarangotra: Manao fañahin-trakavola ko antitse vao misangazotse (Manao fanahin'anantsinahy ka antitra vao misarangotra)
Tovy hevitra  4  misangotse

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10