Teny iditra | 1 misangeloka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao fihetsika hafahafa, miangentsam-pihetsika, tsy manao ohatra ny olona rehetra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#575] Se singulariser, être bizarre, être affecté dans ses manières |
Fototeny | 5 sangeloka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |