Teny iditra misangeloka (sangeloka (heloka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fihetsika hafahafa, miangentsam-pihetsika, tsy manao ohatra ny olona rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se singulariser, être bizarre, être affecté dans ses manières [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misangeloka
Ny lasa : nisangeloka
Ny hoavy : hisangeloka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23