Teny iditra misangodina (sangodina (hodina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihodinkodina eo an-toerana ihany: Hosoloako ity tandrimoko ity fa tsy misangodina tsara'
Mivezivezy, mivoivoy: Misy tovolahy iny misangodina lava ao atsinanan-trano ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To swirl, to whirl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tourner comme une toupie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misangodina
Ny lasa : nisangodina
Ny hoavy : hisangodina
Filaza mandidy : misangodìna

Teny iditra misangodìna (sangodina (hodina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misangodina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20