Teny iditra misangodingodina (sangodingodina (sangodina (hodina)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mihetsiketsika [1.1]
Ohatra Ny tadio dia rivotra mahery misangodingodina, ka hoatra ny andry mandehandeha no fijery azy. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31