Teny iditra | 1 misangongo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mivory betsaka eo amin' ny toerana iray, mivangongo, miavosa: Mahatsiravina ireto vitsika misangongo eto |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#576] Etre réunis en grand nombre, groupés, être en tas. Jereo ireo vitsika misan'gongo ireo. Regardez ces four-mies groupées ensemble |
Fototeny | 5 sangongo |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |