|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misanjo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] mifofo, maka fofombady
Fototeny  4  sanjo

Teny iditra (2/2)5  misanjo
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tanala] mitafy, misarona, mirakotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11